Tantara mikasika ny Saripika tamin'ny Desambra, 2017
Niteraka Resabe Ny Raboto Iray Manao Folara Tao Amin'ny Trano Fisakafoanana Tao Bangladesh
Tsy gaga aho raha nahita fa nanao folara ilay raboto. Tsy izany ve no mahazatra eto?
Sary: Fandehandehanana Any Afovoany Atsinanana
Rehefa nahita ireto sary ireto aho, dia nieritreritra : ondry=Nouvelle Zélande. Izany hadisoako ! Rehefa jerena akaiky, tsy dia tena maitso ny bozaka ary misy satrana erỳ ampara tazana. Tena akaiky be...
Maso Arabo: Ny Dia An-tsary Tany Afovoany Atsinanana
Nisahirana tamin'ny fakana ny sarin'ny tontolo manodidina azy ireo ny mpivady Amerikanina BSS sy BRN , mipetraka any Al Ain, any Emirà Arabo Mitambatra (UAE) ary mitondra antsika manokana sy manakaiky mankany amin'ny hatsaran-tarehin'ireo maritrano mahatalanjona hitan'izy ireo manodidina azy .
Saka Anaty… Vilany? Saka Mahafatifaty Maka Aina Anaty Fitaovana An-dakozia Japoney
Hita ao Japan ny saka matory anaty vilany fandrahoan-tsakafo. Lasa malaza mihitsy izany ka mivarotra vilany natokana ho an'ny saka mihitsy ny fivarotana ankehitriny.
Nampivondrona ny Heriny ny Demotix sy ny Global Voices
Efa nisy ny fiaraha-miasa teo amin'ny Global Voices sy ny Demotix, ilay seha-baovao an-tsary izay efa nahazo loka maro. Nampiasainay ny sarin'izy ireo, ary namoaka ny lahatsoratray ny Demotix.
Maraoka: Ahoana Ny Fomba Hanehoana Tsara Kokoa Ny Firenenao
Manoloana ny fitomboan'ny lazan'ny blaogy mahatonga ny adihevitra momba ny fomba hanehoana ny firenenao. Maro ami'ireo bilaogy amin'ny fiteny Anglisy any Maraoka no nosoratan'ny vahiny, izay miantso ny firenena ho tranony. Ny hafa kosa nosoratan'ny Maraokana, izay maro amin'izy ireo no monina any ivelany.
Sary Avy Any Haïti: Ny Katedralin'i Hinche Vaovao
Mamahana bilaogin-tsarin'i Hinche, faritry ny renivohitra ao Haiti i Martin Baran .