(2007) Shina: Nalaina an-keriny ary nalefa tany amin'ny toeram-pitrandrahana

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Aogositra 2007)

Nandika ny lahatsoratra momba ny raharaha fakana an-keriny an'ilay tovolahy 17 taona, Wei Wenlin, i Joel avy ao amin'ny DANWEI  Nalaina ankeriny tany Hebei izy ny 6 Aogositra 2007 ary nalefa tany amin'ny toeram-pitrandrahana iray ao Shanxi mba hiasa ho andevo tany an-toerana. Araka ny filazan'ny Beijing News, ao amin'ny faritanin'i Shanxi fotsiny dia ahitana asa tsy misy lisansa miisa 36.286, mandrafitra ny 42%-n'ny nanaovana fisafoana, ary ny 65,5% amin'ny orinasa fanaovam-biriky miisa 4.860 ao amin'ny faritany ihany koa no tsy manana fahazoan-dalana, ary 17 amin'izany no manao asa manitsakitsa-dalàna mihitsy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.