Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Septambra, 2021
Fiakaran'ny maripànan'ny tany: Mivoaka eny amorondranomasin'i Egée ao Chalcidique, Gresy, ny lelon-dranomasina
Tamin'ny volana Jona 2021 ny hafanan'ny ranomasina dia nampitombo ho 28 degre Celsius ny maripana ankapobeny amin'ny Ranomasina Egée, izay nitombo 4 degre ambony kokoa noho ireo taona teo aloha.