Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2011

Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Jona, 2011

30 Jona 2011

Espana: Olona an-jatony Manao Fihetsiketsehana Manohitra Ny Fitondràna Siriana

Anjatony maro ireo olona nanao fihetsiketsehana tao Madrid ny Alahady teo ho fanehoana fanohanana ny vahoaka Siriana. Nanofàna fiara vaventy fitateram-bahoaka mba hitondràna ireo olona avy any amin'ny tanana Espaniola hafa mihitsy, toa an'i Valencia sy Granada. Nangatahan-dry zareo ny hampodiana ny masoivoho Siriana ao Espana, ny ny hamaizan'ny governemanta...

29 Jona 2011

Horonantsary: Fankalazana ny Fisarahan-taona

Arendrina, dihy, voninkazo ary afondasy no fitaovana sasantsasany ampiasaina amin'ny fankalazana manerana izao tontolo izao ny Fisarahan-taona Lohataona sy Ririnina.  Andeha hitety izao tontolo izao hijery ireo karazam-pankalazana niseho: Fisarahan-taona ao Stonehenge, Afondasin'ny Fetin'ny Masindahy Joany ao Espaina, Inti Raymi ao Pero, we tripantu ao Chile ary Andron'ny  Kupala ao...

22 Jona 2011

Iran: Hetsika Tselatra tao Paris Manamarika ny Roa Taonan'ny Fifidianana

Tamin'ny 12 Jona 2011 no nanamarika ny faha-2 taona nisian'ny fifidianana nampifanolana tao Iran, Nandrindra hetsika tselatra tao amina gara metro iray tao Paris ny United4Iran sy Move4Iran ho fanairana ny fisian'ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona ao Iran.

15 Jona 2011

Mpandika asongadina: Fabienne Der Hagopian

Mpandika an-tsitrapo ho an'ny Global Voices i Fabienne. Avy aminà fianakaviana Armeniana, nandika betsaka ho amin'ny teny Frantsay izy tamin'ireo lahatsoratra momba an'i Kaokazy, nefa koa mahaliana azy ny mikasika izao tontolo izao amin'ny lafiny rehetra. Miverina mijery ny niainany ny maha-mpandika an-tsitrapo azy eto amin'ny Global Voices i Fabienne

14 Jona 2011

Espana: Mivoatra ny Hetsi-Panoherana, Saingy Mbola Mitohy Mafàna Ny Raharaha

Ireo fanentanana nanomboka tamin'ny 15 May tao Espana dia nivadika niandàlana ho famoriam-bahoaka tao an-toerana, fivorivoriana ary karazana fandraisan'andraikitra maro samihafa nanerana ny firenena. Saingy mbola avo dia avo ny maripàna eny an-dalambe eny. Tamin'ny 11 Jona, tao Madrid renivohitra, niafara tamin'ny firotsahana an-tsehatry ny polisy namely ireo mpanao hetsi-panoherana...