Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Febroary, 2011

28 Febroary 2011

Frantsa:Fihetsiketsehana tao Parisy Manohitra ny Fitondrana Jadona ao Gabon

Manodidina ny 7000 ireo olona nifamory teny an-dalambe tao Parisy renivohitra Frantsay mba haneho hevitra ho fanoherana ireo mpitondra jadona Afrikana sy ny governemanta Frantsay nampangaina ho niray tsikombakomba tamin'ireo fiondrana jadona Afrikana. ny -Sabotsy 26 Febroary 2011. Nanindahindra sora-baventy teo ivelan'ny tanànan'ny Filohan'i Gabon, izay mitentina 140 tapitrisa Euro...