Eoropa Andrefana · Oktobra, 2012
- Febroary 2021 1 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 2 Lahatsoratra
- Jolay 2020 1 Lahatsoratra
- Jona 2020 3 Lahatsoratra
- Mey 2020 1 Lahatsoratra
- Avrily 2020 1 Lahatsoratra
- Marsa 2020 1 Lahatsoratra
- Febroary 2020 2 Lahatsoratra
- Janoary 2020 3 Lahatsoratra
- Desambra 2019 6 Lahatsoratra
- Novambra 2019 3 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 2 Lahatsoratra
- Jolay 2019 1 Lahatsoratra
- Jona 2019 1 Lahatsoratra
- Mey 2019 6 Lahatsoratra
- Avrily 2019 8 Lahatsoratra
- Marsa 2019 5 Lahatsoratra
- Febroary 2019 3 Lahatsoratra
- Janoary 2019 2 Lahatsoratra
- Desambra 2018 4 Lahatsoratra
- Novambra 2018 10 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 5 Lahatsoratra
- Septambra 2018 6 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 3 Lahatsoratra
- Jolay 2018 7 Lahatsoratra
- Jona 2018 8 Lahatsoratra
- Mey 2018 10 Lahatsoratra
- Avrily 2018 10 Lahatsoratra
- Marsa 2018 13 Lahatsoratra
- Febroary 2018 6 Lahatsoratra
- Janoary 2018 4 Lahatsoratra
- Desambra 2017 5 Lahatsoratra
- Novambra 2017 3 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 6 Lahatsoratra
- Septambra 2017 2 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 5 Lahatsoratra
- Jolay 2017 4 Lahatsoratra
- Jona 2017 5 Lahatsoratra
- Mey 2017 7 Lahatsoratra
- Avrily 2017 10 Lahatsoratra
- Marsa 2017 4 Lahatsoratra
- Febroary 2017 5 Lahatsoratra
- Janoary 2017 3 Lahatsoratra
- Desambra 2016 3 Lahatsoratra
- Novambra 2016 5 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 7 Lahatsoratra
- Septambra 2016 7 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 3 Lahatsoratra
- Jolay 2016 6 Lahatsoratra
- Jona 2016 11 Lahatsoratra
- Mey 2016 6 Lahatsoratra
- Avrily 2016 7 Lahatsoratra
- Marsa 2016 10 Lahatsoratra
- Febroary 2016 6 Lahatsoratra
- Janoary 2016 8 Lahatsoratra
- Desambra 2015 3 Lahatsoratra
- Novambra 2015 17 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 11 Lahatsoratra
- Septambra 2015 10 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 6 Lahatsoratra
- Jolay 2015 8 Lahatsoratra
- Jona 2015 3 Lahatsoratra
- Mey 2015 1 Lahatsoratra
- Avrily 2015 8 Lahatsoratra
- Marsa 2015 2 Lahatsoratra
- Febroary 2015 3 Lahatsoratra
- Janoary 2015 3 Lahatsoratra
- Desambra 2014 1 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 2 Lahatsoratra
- Septambra 2014 2 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 3 Lahatsoratra
- Jolay 2014 7 Lahatsoratra
- Jona 2014 5 Lahatsoratra
- Mey 2014 1 Lahatsoratra
- Marsa 2014 2 Lahatsoratra
- Febroary 2014 2 Lahatsoratra
- Janoary 2014 1 Lahatsoratra
- Desambra 2013 8 Lahatsoratra
- Novambra 2013 3 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 4 Lahatsoratra
- Septambra 2013 4 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 1 Lahatsoratra
- Jolay 2013 9 Lahatsoratra
- Jona 2013 2 Lahatsoratra
- Mey 2013 3 Lahatsoratra
- Avrily 2013 6 Lahatsoratra
- Marsa 2013 5 Lahatsoratra
- Febroary 2013 5 Lahatsoratra
- Janoary 2013 13 Lahatsoratra
- Desambra 2012 8 Lahatsoratra
- Novambra 2012 12 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 9 Lahatsoratra
- Septambra 2012 3 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 7 Lahatsoratra
- Jolay 2012 8 Lahatsoratra
- Jona 2012 3 Lahatsoratra
- Mey 2012 9 Lahatsoratra
- Avrily 2012 8 Lahatsoratra
- Marsa 2012 14 Lahatsoratra
- Febroary 2012 6 Lahatsoratra
- Janoary 2012 11 Lahatsoratra
- Desambra 2011 5 Lahatsoratra
- Novambra 2011 5 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 10 Lahatsoratra
- Septambra 2011 3 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 7 Lahatsoratra
- Jolay 2011 8 Lahatsoratra
- Jona 2011 6 Lahatsoratra
- Mey 2011 9 Lahatsoratra
- Avrily 2011 1 Lahatsoratra
- Marsa 2011 4 Lahatsoratra
- Febroary 2011 1 Lahatsoratra
- Janoary 2011 3 Lahatsoratra
- Novambra 2010 2 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 6 Lahatsoratra
- Septambra 2010 2 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 2 Lahatsoratra
- Jolay 2010 3 Lahatsoratra
- Jona 2010 2 Lahatsoratra
- Avrily 2010 1 Lahatsoratra
- Desambra 2009 1 Lahatsoratra
- Desambra 2007 1 Lahatsoratra
Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Oktobra, 2012
Mandrisika ny Kazaka Hiteny ny Tenindrazany Ilay Mpihira Italiana
Nanjary nalaza tany Kazakstana i Son Pascal, mpihira Italiana sy mpamoron-kira, noho ny zotom-pony namporisika ny Kazaka hiteny ny tenindrazany. Manambara ny fitiavany ny zavatra Kazaka rehetra i Pascal tao amin'ny dinidinika fohifohy niarahana tamin'ny Global Voices Online.
Sainam-pirenena natsongoloky Ny Mpitondra Portiogey Nandritra Ny Fetim-pirenena
Nanamarika Ilay fankalazana ofisialy ny faha-5 oktobra tao Portiogaly, fetim-pirenena nanaganana ny repoblika ny taona 1910, ny fihetsika miavaka sy azo atao hoe mampalahelo nataon'ny Filoha Cavaco Silva, raha nampitsongoloka tsy nahy ny sainam-pirenena.
Fahirano Ny Antenimera Portiogey: “Tsy Tetibolanay io”
Nisy fahirano ny Antenimiera Portiogey [pt] nitranga tamin'ny 15 Oktobra 2012, andro ofisialy nametrahan'ny fitondrana Portiogey ny tetibolam-panjakana 2013 [pt] tamin'ny Filohan'ny Antenimiera. Gaga amin'ny tsy filazan'ny fahitalavitra amin'izy ity olo-tsotra mampita vaovao
Portiogaly: Kolontsai-Panoherana Tabataba Manerantany An-tSary
Maka endrika ara-kolontsaina sy zavakanto ny hetsika Global Noise miaraka amin'ny veli-vilany nanerana ny tanandehibe 14 tany Portiogaly, tamin'ny 13 Oktobra, manaraka ny tigetra hoe "Sokiro ny troika! Ny Fiainanay no ilainay". Ao amin'ity lahatsoratra ity no hamorianay sary sy lahatsary notsongaina tamin'ny fihetsiketsehana.
Espaina: Mahazo Tombony Ny Banky, Maty Antoka Ny Vahoaka
Ny orinasa mpanao fandalinana Oliver Wyman, izay mandalina ny hamafin'ny fototra ho an'ireo banky lehibe espaniôla, dia namoaka ho fantatry ny rehetra ny famintinana avy aminy: mila 50.000 tapitrisa Euro ireo banky mba hialàn-dry zareo ao anatin'izao toerana ara-toekarena mananosarotra misy azy izao. Mandalina ny toe-draharaha i Lourdes Sada ary...
Hetsika Kapoka Vilany Manerantany Kasaina Atao Ny 13 Oktobra
Antenaina hampangorintsina ny sofina mora mahare ny andro hikapokapohana vilany (lapoaly) hotontosaina manerantany amin'ny 13 Oktobra 2012. Ny fanentanana Global Noise [Tabataba Manerantany] dia karakarain'ireo fikambanana iraisampirenena ao amin'ny Occupy [Bodoy], Indignados, #YoSoy132, ary ireo hetsika mpandala ny rariny ara-tsosialy hafa ary sehatry ny mpikatroka avy amin'ny firenen-tsamihafa. Hotontosaina herintaona taorian'ny...
Tolo-Tanan'i Frantsa Sy Ny Banky Mondialy Hanampy Ny Firenena Afrikana Hahay Hifampiraharaha Amin'ny Harena An-kibon'ny Taniny
Ho fankalazana ny tsingerin-taona faha-40 ny fifanaraham-piaraha-miasa ao anatin'ny Faribola Franc, dia namoaka taratasy iraisana ny filohan'i Côte d'Ivoire, Alassane Ouattara, sy ny minisitry ny vola Frantsay, Pierre Moscovici, hamaranana ny “fitrandrahana tafahoatra ny tahiry Afrikana” [fr]. Taorian'io kabary io dia namoaka fanambarana an-gazety ny Banky Mondialy fa nanangana tahirim-bola...
Frantsa : Olan'ny Fahazoan-dàlana Nanamaloka ny “Black Fashion Week”
Mba hanehoana amin'izao tontolo izao ny hamaroana lafy sy ny dindon'ny asa famoronana avy amin'ny tany afrikana eo amin'ny filatroana amin'izao fotoana, ilay Senegaly vavy mpampiakanjo, Adama Paris, dia niketrika ny "Black Fashion Week" (Herinandron'ny Haingo Mainty) izay natao tao Dakar (Sénégal) nandritra ny 10 taona. Ny andiany voalohany dia...
Hetsik'ireo Grika Mpandàla Ny Fanjakan'ny Baroa Manohitra Ny Fanavakavaham-bolonkoditra, Atao An-tsary
Natao tany afovoan-tananan'i Atena tamin'ny sabotsy 1 Septambra teo ny fihetsiketsehana manohitra ny fanavakavaham-bolonkoditra. Mpanao fihetsiketsehana anjatony maro, indrindra ireo mpandala ny fanjakan'ny baroa, no nivondrona hanohitra ny zava-nitranga niseho tato ho ato toy ny herisetra, izay mahafaty mihitsy aza, ny fanafihana atao amin'ireo mpifindra monina.
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...