Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2021

Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Jona, 2021

Feo any Angola sy Brezila manohana an'i Paortiogaly amin'ny Euro

Manohana an'i Portiogaly ho mpandresy ny hira noforonin'ilay mpiangaly mozika David Carreira niaraka tamin'ireo Breziliana Ludmilla sy Giulia Be ary ilay Angoley Preto Show.

Misaona ny famonoana ilay mpanao gazety Espaniola tany Burkina Faso ireo mpanao gazety mpitatitra ady

Nitombo hatramin'ny fanonganam-panjakana tamin'ny taona 2015 ny ady nifanaovan'ireo vondrona jihadista

Soeda: Nivoaka gazety ny bilaogy ho an'ny Ramadany

(Lahatsoratra tamin'ny volana Septambra 2008) Amin'ity volana ity, hankalazaina any Soeda ihany koa ny Iftar , fifadian-kanina isan'andro mandritra ny volana Ramadany, ao amin'ny fiarahamonina mikasa ny handray ny fomba amam-panaon'ny “Soedoà vaovao” ary manao ezaka hanamarihana ireo andro fety Miozolomana. Nanomboka ny bilaogin'ny Ramadany [amin'ny teny Soedoà] ilay gazety mpivoaka isan'andro faharoa...

Sarimihetsika Indiana azo asolo: Nanaiky ihany ny handray ny fahasamihafàna ara-kolontsaina ve ny Netflix?

Netflix, izay lasa toerana fialamboly tsy maintsy lalovana ho an'ireo olona an-tapitrisa nandritra ny fihibohana lavabe nateraky ny valanaretina, dia mitrandraka famokarana vaovao any India, miala amin'izay efa nahazatra ny maso hatrizay.

Ireo tantara sangany ao amin'ny Global Voices momba ny olan'ny toetrandro, raha mandinika ny Andron'ny Tontolo Iainana Manerantany izao tontolo izao

Andron'ny Tontolo Iainana Manerantany, topimaso momba ireo fitantaran'ny Global Voices momba ny fiovaovan'ny toetrandro izay nahasarika ny sainay indrindra hatreto tamin'ity taona ity.

Nahoana no rava alohan'ny nanombohany ny Super League Eoropeana

Matin'ny kapoky ny mpiondana, mpanohana ary manampahefanan'ny football ny fifanarahana