· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Jona, 2012

Espaina: Nitory ny Banky Bankia Ireo Tafintohina

  19 Jona 2012

[Amin’ny teny espanola avokoa ny rohy rehetra raha tsy misy ny fiovana]  Vitany ihany nony farany , haingana tsy araka ny nanampoizana azy. Nametraka  fitoriana  tao amin’ny Audiencia Nacional ao Madrid...

Angola : Ny Mozikan'ny Fanoherana, Androny Tahaka Ny Omaly

  18 Jona 2012

Ireo fikambanana mpiaro n y zon'olombelona sy ireo bilaogera dia samy niteny faholo fa tandindonin-doza ny fahalalahana miteny ao Angola, amin'ny alàlan'ireo mafàna fo mpiangaly mozika. Mandritra izany fotoana izany dia natao tao Lisbonne ny fanomezam-bohinahitra ho an'ny mozikam-panoherana angoley izay ny tarika N'Gola Ritmos tamin'ny taona 50 sy 60. Fitetezana ny lasa izay mahatonga ny tena hisaina ny an,kehitriny ara-politikan'i Angola, nefa miha-manakaiky hatrany ny fifidianana.

Gresy: Ny Aingam-panahy Ao Ambadik'ilay Sarinà ‘Maenad Maoderna ‘

  11 Jona 2012

Nivezivezy eran'izao tontolo izao ny sary iray mampiseho vehivavy tanora iray miboridana ilay sary, sary iray amantarana ny Maenad maoderina [Maenad , vehivavy fahiny mpanaraka an'i Dionysus araka ny lovan-tsofina], mandeha rà eo amin'ny foitrany ary toa mitazona zazakely vao teraka eny an-tànany, ny saina Grika. Ho an'ilay mpaka sary, io dia manasongadina ny toe-javatra ara-psikolojika iainan'ny vahoaka Grika amin'izao fotoana, ny reharehany very sy ny hatezerany, nandritra ny niainany ny krizy.