Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Marsa, 2019
Diplaomaty Toniziana teo aloha voasazy nosazian'ny fitsarana Frantsay higadra 8 taona an-tranomaizina
Voampanga ho nanome baiko hanao hetsika fampijaliana sy habibiana tamina vehivavy mpiray tanindrazany aminy antsoina hoe Zulaikha Gharbi i Ben Said fony izy mbola lehiben'ny polisy tao an-tanànan'i Jendouba, Tonizia, 12 taona lasa izay, kaonsily lefitra teo aloha tao Strasbourg io voatonona farany io.
Amerika Iberika: Fihaonan-toby oniversitera ao El Salvador
Tamin'ity herinandro ity tany Salvadaoro, mpankafy teknolojia an-jatony no nivory tao an-drenivohitr'i San Salvador mba handray anjara amin'ny fizarana farany amin'ny Campus Party.
Mpandraharaha Slovaky voampanga ho nanome baiko ny famonoana ilay mpanao gazety Ján Kuciak sy ny fofombadiny
"Dingana iray manan-danja izany, ary anisan'ny tsy fahita firy amin'ny famonoana ireo mpanao gazety. Manantena izahay fa hitazona ny fampanantenany amin'ny hitondrana ireo nahavanon-doza rehetra any amin'ny fitsarana ny manampahefana."
Bahrain: Falifaly ireo mpankafy Ferrari satria nandresy tamin'ny Grand Prix Bahrain i Alonso
Tapitra ny fifaninanana voalohany Formula One 2010 ary mety efa niverina tao amin'ny Kianja Iraisam-pirenen'i Bahrain, the Sakhir dezera ny vovoka saingy mitohy hatrany ny resabe.
Tatitry ny Mpisera : Mihamampidi-doza Hatrany Ny Fiasàna Ho Amin'ny Tombontsoan'ny Daholobe
Eo amin'ny famintinan-dohateny tamin'ny herinandron'ny 12/07/2017: Tiorkia, Myanmar, Venezoela, Meksika, Brezila, Filipina, Espaina
‘Tsy raboto izahay!’ Fihetsiketsehana ao Berlin manohitra ny fitsipiky ny Vondrona Eoropeana momba ny sivana amin'ny fampidirana votoaty antserasera
Olona 5.000 teo ho eo no nivory tao Berlin tamin'ny 2 martsa mba hanohitra ny fitsipiky ny Vondrona Eorpeana mifehy ny zon'ny mpamorona izay mety hanova tanteraka ny fahavitrihana amin'ny fandefasana sy fizarana votoaty an-tserasera.
Holandy: Firenena voalohany ao Eoropa ahitana tsy fitongilanana antserasera
Andro iray hankalazaina any Holandy ny 8 May 2012 noho izy lasa firenena voalohany ao Eoropa miaro ny olom-pireneny amin'ny alalan'ny fametrahana ny tsy fiandaniana amin'ny aterineto ao anaty lalàna.
Delfi v. Estônia: Fampandraisana Andraikitra Ny Vohikala Web Amin'ireo Fanehoankevitry ny Mpampiasa Aterineto, Mety Hanakenda ny Fahalalahana Maneho Hevitra
Malalaka ny fanehoankevitra - mandrapiovany ho tsy toy izay intsony. Hanapa-kevitra tsy ho ela ny Fitsaràna Eoropeana mikasika ny Zon'olombelona raha toa ireo vohikala Web tokony ho tomponandraikitra amin'ny vontoatin'ny fanehoankevitr'ireo mpampiasa aterineto na tsia.
Norvezy: Ny Soritra Anaty Aterineto Momba ny Mpamono Faobe Iray
Mbola nanohy hatrany nikaroka ireo soritra rehetra tety anatin'ny tambajotran-tserasera mikasika an'i Anders Behring Breivik, ilay lehilahy ahiana ho mpamono, ireo blaogera sy mpanao gazety tany Norvezy sy tany ivelany, izay manantena fa hanampy amin'ny fanazavana ny hetsiny tamin'ny Zoma 22 Jolay 2011 izany.
Mandrisika ireo orinasa Eoropeana misahana ny aterineto sy ny fifandraisan-davitra mba hanasonia fehezan-dalàna mifehy ny zon'olombelona ireo solombavambahoaka
Mandrisika ny orinasan'ny aterineto sy ny fifandraisan-davitra ny solombavambahoaka Eoropeana mba hanasonia fehezan-dalàna mifehy ny zon'olombelona