Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Septambra, 2017
Manasazy Kabarim-pankahalana Ny Lalàna Vaovaon'ny Media Sosialy Ao Alemaina
Manome topi-maso iraisam-pirenena momba ny fanamby, fandresena sy ny vaovao malaza momba ny zo aterineto manerantany ny Netizen Report an'ny Global Voices Advocacy.
Martinika: Ny Antoko Sosialista an'i Segolene Royal sy ny Fankahalàna ny Pelaka
Eny, izany tokoa no olana : ny mahafantatra raha hitàna ny teniny... Satria mampanantena zavatra maro antsika mandrakariva, kanefa tena zara raha misy mampihatra azy ireny ireo mpanao politika.
Madagasikara: Fiarahamonina, Maha-izy Azy Ary Ny Zanaka Ampielezana Malagasy
“Feno fomba fijery ratsy mikasika ireo Gasy mipetraka any Andafy manerana ny tranonkala sy ny tontolom-bolongana, tsy andeha hiverina haka indray ireo hevitra nalaina tany an-kafa aho, fa amin'ny ankapobeny, iombonako hevitra ilay hoe rehefa tsy manana zavatra tsara ho lazaina isika, aleho lavitra mangina..."
Ireo Biloagera Miteny Frantsay Miresaka Ny Oscars Sy Ny Césars
Tsy isalasalàna fa misy zavatra mitranga amin'izao fotoana ao Hollywood tato anatin'ny taona vitsivitsy : mitodika misimisy kokoa mankany Afrika ny mason'ireo mpamokatra.
Maninona Aho No Tsy Miaraka Amin'ny Feminisma, Na Dia Iombonana Aza Izany?
Ao anatin'ny sehatra izay tsy mba hanajàna, tsy hiraharahiana na hanilihana ny heriko, afaka mandroso ny tenako, amin'ny maha vehivavy mainty hoditra ahy.
Atrikasa Renirano Lehibe Ho An'ny Mpanakanto Iraisampirenena
Tao Aripo, Trinite no nanatontosana ny atrikasa. Nasaina hamorona sanganasa ao anatin'ny lohahevitra hoe "Access Denied" (Tsy azo idirana) ireo mpandray anjara.