Fifandirana vaovao eo amin'i Kôsôvô sy Serbia, resaka takelaka vaovao fahazoandàlana hitondra fiara, tsy nahomby ny fanelanelanan'ny Vondrona EorôpeànaTsy nahomby ny fanelanelànan'ny Vondrona Eorôpeàna an'i Kôsôvô sy SerbiaMpanoratra Ardi Pulaj Nandika avylavitra23 Novambra 2022
Tsy mbola nisy toy izao ny fandraisan'ny Fiombonambe Eorôpeàna ireo Okrainiàna mpitsoaponenana. Dia inona no manaraka?Anjaran'ireo firenena mpikambana no manapa-kevitra momba izay hitranga aorianaMpanoratra Daria Dergacheva Nandika avylavitra22 Novambra 2022
Ho fahatsiarovana an'i Moshe Ha Elion, Jiosy Sefarady, mpanoratra, tafavoaka velona tamin'ilay Famonoana Tambabe (Haulocaust) tao Thessaloniki94% tamin'ireo Jiosy tao aminy no nafoin'i Thessaloniki nandritra ny Holocaust.Mpanoratra Filip Stojanovski Nandika avylavitra16 Novambra 2022