· Jona, 2019

Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Jona, 2019

Alemaina: Trangana fanakanana kaonty Twitter voalohany tao an-toerana

GV Mpisolovava  07 Jona 2019

Tamin'ny volana Ôktôbra 2012, nanambara ny Twitter fa hanakana ny kaontin'ny vondrona neo-Nazi any Alemaina izy, izay vondrona nosakanan'ny governemanta alemà ny asany. Nampiseho ny nampiasan'ny Twitter voalohany ny politika fanaovan-dalàna izay miaro ny fanehoan-kevitra an-tserasera amin'ny ankapobeny, ankoatra ny tranga izay hidiran'ny governemanta ilay tranga.