· Jolay, 2013

Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Jolay, 2013

“Bitsika-Adihevitra” Mikasika Ny Lafitsara Sy Lafiratsin'ny Fanaovan-gazetin'olon-tsotra

  20 Jolay 2013

Nikarakara ady hevitra mikasika ny filazam-baovaon'olon-tsotra tao amin'ny Twitter ny Press Association of Madrid (APM) na ny Fikambanan'ny Mpanao Gazety ao Madrid tamin'ilay " bitsika-Adihevitra" fahatelo nokarakarainy amin'ilay #Tuitsyperiodigno (#Tweetsanddignifiedjournalism) naroson'io fikambanana io ary ny tanjona amin'izany dia ny endrika samihafa isehoan'ny asa fanaovan-gazety.