Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Oktobra, 2022
Niala tsiny noho ny fandripahan'olona nandritra ny fanjanahantany tany Mozambika i Portiogaly
Niala tsiny tamin’ny trangam-pamonoan’olona tao Wiriamu, Mozambika niseho tamin’ny 16 Desambra 1972 ny governemanta Portiogey izay nahitana sivily manodidina ny 400 eo ho eo novonoin’ny miaramila Portiogey.
Armenia sy Azerbaijàna, samy nanaiky ny sisintany maha-iray tsy mivaky ny taniny ny roa tonta
Emanuel Macron, filoha frantsay sady filohan'ny filankevitra eorôpeàna, no niahy ny fifampiresahana fikatsahana fandriampahalemana
“Ireo olona ireo”: fanehoan-kevitry ny minisitra Frantsay niteraka resabe momba ny fankahalana pelaka eo amin'ny governemanta
Miatrika fanakianana ny governemanta vaovao an'i Emmanuel Macron amin'izao fotoana izao noho ny fanehoan-kevitra sy ny fijoroana mankahala pelaka nambaran'ny mpikambana sasany ao aminy.