Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Jona, 2023
Nisy fivoarana ihany ve nony farany? Armenia sy Azerbaijan manome vintana hafa indray hisian'ny fandriampahalemana
Nifanaiky hiverina hifampiresaka ny mpitarika roa tonta ary hijery ny famaritana sisintany, ny fanokafana indray ny fitaterana sy ny fifandraisana ara-toekarena ary ny famotsorana gadra
‘Pozor i styd': manana teny roa hilazàna ny ‘henatra’ ry zareo Rosiàna
Matetika ny fiteny rosiàna no manana heviny roa, raha tokana fotsiny ho an'ny frantsay. Ny iray hamaritana ny hita ivelany, ary ny iray hafa ho an'ny tsapa ao anaty
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna #02
Ato anatin'ny fizaràna “Les mots ont la parole - An'ny voambolana ny fitenenana”, asongadinay ireo voambolana na fomba fiteny miavaka ho an'ny faritra iray, firenena iray, na vondrom-piarahamonina iray, nefa koa ireo tsy afaka adika.
Mahakasika ny amin'ny fiteny indizeny ihany koa ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety: momba ny “occitan” ao Frantsa
Tena zavadehibe ilain'ny fanomezana aina ireo fiteny indizeny ny famokarana sy ny fahafahana miditra amin'ny media, araka izay hita amin'ny tranga manjo ny "occitan", izay efa tsy dia ifampiresahana firy intsony ao atsimon'i Frantsa.
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna #01
Ato anatin'ny fizaràna “Les mots ont la parole - An'ny voambolana ny fitenenana”, asongadinay ireo voambolana na fomba fiteny miavaka ho an'ny faritra iray, firenena iray, na vondrom-piarahamonina iray, nefa koa ireo tsy afaka adika