· Avrily, 2010

Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Avrily, 2010

Loka Best of Blog 2010 : Ireto avy ireo nahazo…

The BOBs have been decided! Tonga eo amin'ny  famaranana ny andiany fahaenina amin'ny fifaninanana Best of Blogs (BOBs) karakarain'ny Deutsche Welle ka midera ny mpandresy tamin'izany ny fiaraha-monin'ny Global Voices. Tamin'ity taona ity, maro tamin'ny mpandray anjara ato amin'ny Global Voices no voafantina (araka ny nasongadin'i Diego Casaes), ary misy koa ny...