· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Desambra, 2007

Ezypta: Rama Yade

  27 Desambra 2007

  Tsy amin'ny maha Rama Yade – sekreteram-panjakana frantsay misahana ny raharaham-bahiny sy ny zon'olombelona – azy ka amin'ny fijery politika no itondran'ny mpamaham-bolongana Ezyptiana Eastern Bird ity lahatsoratra manaraka ity (Ar). Raha ny marina dia lohahevitra hafa mihitsy no nanaitra ny aingam-panahiny ka nahatonga azy hanoratra io lahatsoratra eo ambany io. Toy...

Afrika : Ny navoaky ny fihaonambe

  10 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Vital Moreira dia mamoavoafy mikasika ireo valiny navoaky ny fihaonambe nataon'ireo fivondronam-be Eorôpeana sy ny Fikambanan'ireo firenena Afrikana : « Contra os maus augúrios de muitos, a conferência realizou-se. Contra os maus presságios dos cínicos, nenhum assunto foi tabu, desde o Zimbabué ao Darfur, desde os direitos humanos à...

Pôrtigala : Haja hoan'i Afrika

  09 Desambra 2007

Tsy miandry fahagagana hateraky ny fihaonan'ireo firenena Afrikana miisa 53 sy ny firenena Eorôpeana 7 any Lisbôna, [tamin'ny Asabotsy 8 Desambra 2007] ny mpiblaogy David Dinis arak'izay tateriny ao amin'ny blaogy O Insubmisso : « África não precisa só de melhores líderes, de direitos humanos, de respeito pelo próximo. Precisa...