Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Marsa, 2017
Simban'ny Sambo Britanika Mpitatitra Mpizahatany Ireo Vatohara Any Papoazia Andrefana
Mety haharitra an-jato taonany ny fanirian'ity faritra potika ity. Mila mandray andraikitra noho izany ary manampy amin'ny fanarenana ity harambato ity ny Noble Caledonia!
Ny Nataon'i Alemaina Tamin'ireo Herero sy Nama Tao Namibia No Vonomoka Voalohany Indrindra Tamin'ny Taonjato Faha-20
Ny 1904 hatramin'ny 1908, nampiharin'ny hery alemàna mpanjanaka ny ady famongorana ireo Herero 65.000 sy Nama 10.000 nanerana ny firenena
Toa Hiavaka ny Fifidianana Filoham-pirenena 2017 ao Frantsa, Inty no Antony:
Mahatsapa ny vahoaka fa maizina ny hoavy ary tsy mandaitra ny fomba fanao fahinin'ireo antoko efa misy.
Mampatahotra an'ireo Vitsy An'isa Any Eoropa ny Fifanandrinana Ara-diplaomatika Misy eo Amin'i Torkia sy i Holandy #TulipCrisis
Famoriam-bahoaka, famoretana sy fifanadrinana ara-diplomatika manome vahana ny tombontsoan'ny mpanao politika nasionalista ao amin'ny firenena roa tonta .
Ny Fijerin'Ireo Mpila Ravinahitra Ao Frantsa ny Firenena Mialoha ny Fifidianana Ho Filoham-pirenena
Alohan'ny fifidianana filoham-pirenena , miaina ny fiainako amin'ny maha mpila ravinahitra ahy aho.
Nampitodika any amin'ny Zavakanto Grika ilay Dokambarotra iPhone (fa tsy ireo Grika Rehetra no Faly amin'izany)
"Asehon-dry zareo ho toy ny mbola tany amin'ny taompolo 1950 i Gresy: ny akanjo, ny fihetsiky ny olona, izay miseho ho tsy mbola nahita finday miaraka amin'ny fakan-tsary hatramin'izay..."