Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Oktobra, 2014
Hanome Hevitra Ireo Fitondrana Mpamoritra Hanitatra Ny Sivana Ve Ny Zo Hohadinoina?
“Haka tombony avy amin'ireny didim-pitondràna ireny ireo governemanta. Ho afaka hanakona ny hetsika tsy mendrika nataony mba hitahirzany ny lazany aty anaty Aterineto ireo olona manana fahefana," hoy i Dhouha Ben Youssef, ilay Toniziana mpiaro ny zo ao amin'ny Aterineto.
Blog Action Day Androany: Andeha Hiresaka Momba Ny Tsy Fitoviana
Mpiara-miasa ofisialy amin'ny hetsika Blog Action Day tamin'ity taona ity indray ny Gobal Voices, ny tsy fitoviana no lohahevitra resahina amin'ity indray mitoraka ity.
Midina Ny Hofantranon'ny Mpianatra, Afa-tsy Ao Parisy
Midina ny hofantrano any aminà tanàna 13 afa-tsy Parisy izay tsy maintsy anomànana 1.249 euros ho anà efitrano 2. Fa nahoana i Parisy no miavaka ?