Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Mey, 2024
Korontana ao Nouvelle-Calédonie: ‘Tsy tokony ho any Eoropa no hanapahana ny hoavin'ny vahoaka Kanaky’
"Ny nosy akaiky indrindra ny paradisa ity lasa nosy akaiky indrindra ny helo."
Eorôpa : « Tsy mandingana ny sisintaniny ny tantara grika »
Luboš Motl avy ao amin'ny The Reference Frame manoratra momba ny toedraharaha ara-toekarena ankehitriny ao Gresy sy ny fiantraikany amin'ireo firenena hafa : « Sady vokatry ny nataon'olombelona no tsy...
Nahazo ivon-tsehatra tao amin'ny Eurovision 2024 ny adin'Israely amin'i Gaza
Raha noheverina ho fanalana azy ny fifaninanankira isan-taona Eurovision, lanonana tsy idiran'ny politika, niteraka fifandonan-kevitra sy ankivy ny fanapahan-kevitry ny mpanohana hamela an'Israely handray anjara.
Pôrtiogaly, vahoaka nidina an'arabe nankalaza ny demaokasia tamin'ny faha-50 taonan'ny Revôlisiôna “œillet”
"Tamin'ity taona ity ny voninkazo "oeillets" nahazatra dia nipoitra nilahatra tamin'ireo afisy fampahatsiahivana ny lanjan'ny demaokrasia syt ireo fitakiana amin'izao fotoana izao, toy ny trano fonenana mora vidy ary ny zon'ny vehivavy sy ny mpifindramonina."
Niverina indray ny fifandraisan'i Centrafrique sy Frantsa na eo aza ny fisian'ireo miaramila rosiàna
Taorian'ny fitsaharany tamin'ny 2018, taorian'ny nahatongavan'ireo tarika miaramila rosiàna "Wagner" tao Centrafrique, niverina nifampiresaka i Parisy sy Banqui ary nanambara dingana iray vaovao amin'ny fiarahan'izy ireo miasa