· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Janoary, 2008

Brezila: tetikasa vaovaon'ny olom-pirenena mampahalala vaovao any Chili

  16 Janoary 2008

Hita tao amin'i Alberto Marques [pt] miresaka momba ny tetikasa an'olom-pirenena mampahalala vaovao natsangana any Chili, Ny firenena Amerikana Latina mazoto indrindra mandray an-tanana zavatra sahala amin'itony ka ity vao natsangana ity antsoina hoe El Naveghable [es] dia efa manana mpiara-miasa mihoatra ny 300 sahady ary mbola hitombo isa hatrany. “Nefa eto Brezila, vitsy...

Brezila : Tompontany ringana nohon'ireo aretin'ny “fotsy hoditra”

  15 Janoary 2008

Alda Inacio dia tena misafoaka raha nandre ny vaovao izay manambara fa tompontany “indizeny” maro any Brezila no ringana nohon'ny toy ny Hepatita B sy aretina hafa napariaky ny “fotsy hoditra”, indrindra nohon'ny tsy fahampian'izay ho enti-miatrika anin'izany : É negligência pura o que acontece no Brasil e quando vem...

Brezila : Ny fantsom-baovao no nampihemotra ny famotsoran’ny farc ny takalon’aina

  14 Janoary 2008

Leonardo Sakamoto [pt] no nitsikera ny nataon’ny Fahitalavitra breziliana malaza indrindra ka nanemorana ny takalon’aina roa saika havotsotry ny mpiady anaty akata Kolombiana. “Voalohany dia ny nanakilasiany ny Farc ho miaramilan’ny rongony (narcoguerrilheiros). Voateny in’enina io. Avy eo ny fotokevitra lehibe navoitrany fa ny mpanelanelana tamin’ity raharaha ity dia …...

Filazam-panairana Tazovony ao Brezila

  14 Janoary 2008

“Nanantitra ny filazalazana amin’ireo mpizahatany manam-pikasana ny hitsidika ny faritra sasantsasany ny fitondrana Breziliana fa misy aretina tazovony raikitapisaka any ”. Azonao jerena ao amin’ny Brazil Travel Blog ny toerana ilana fanaovam-bakisiny mialoha, ny tsara ho fantatra momba ny tazovony ao Brezila ary ny fampahafantarana ankapobeny amin’ny fitsidihana amin’io toerana...

Brezila: Ny politika amerikana

  11 Janoary 2008

Se você morasse nos EUA, qual seria sua posição sobre a guerra do Iraque, o casamento gay, a assistência médica, a política fiscal? “Raha mipetraka any Etazonia ianao, ahoana ny hevitrao momba ireto lohahevitra manaraka ireto: Ny ady any Iraka, Ny fanambadian’ny mitovy fananahana, ny fikarakarana ny fahasalamana, ny politikan-ketra...

Brezila : fiarovana ny fahafaham-pitenenana

  07 Janoary 2008

Jorge Serrão no nahavita soratra lavalava ny andro alahady hiresaka momba ny fahalalaham-pitenenana : A sociedade brasileira não pode aceitar que a imprensa e os cidadãos sejam calados, censurados ou corrompidos. Alguns sujeitos politicamente hediondos, que não têm o menor respeito pelos princípios democráticos, mais uma vez, se movimentam no...

Fanadihadiana momba ny bolongana sy ny fanaovan-gazety

  07 Janoary 2008

Fabio Malini [pt] no mandrisika antsika hanaraka ny fanadihadian'i Alvaro Liuzzi [es] izay “niezaka hiresaka fanadihadiana tamina mpanabolongana maromaro Argentina, Espaniola, Shiliana sns – milazalaza ny omomba ny famahanam-bolongana sy ny fanaovan-gazety, navoaka an-dahatsary ao amin'ny vohikala Vimeo. 12 ny isany ary notontosaina tamina Canon Powershot A 550″. Paula Góes

Brezila: Ady amin'ny SIDA miteraka adihevitra

  03 Janoary 2008

Alda Inacio [pt] eo amin'ny fanoherana sarin'afisy iray mikasika ny ady amin'ny SIDA Eoropeana mampiseho lehilahy roa manao firaisana ara-nofo, mivandravandra ny hevitra tiana ambara amin'ny sary. “ Mino aho fa tsy an'ny sarangan'olona rehetra ity aretina ity ary tokony hofoanan'izay nanao io afisy io ny fomba fisainana hafahafa navoakany”. Paula...