Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Jolay, 2008
Borazila: Niala tsy ho minisitry ny kolontsaina
Maro ny bolongana no nitatitra fa nandao ny toerana mahaminisitry ny kolontsaina azy, deparitemanta nentiny hatrmin'ny 2003, i Gilberto Gil . Mieritreritra ny hanao laharam-pahamehana ny asa mahampihira azy indray...
Brezila: Fihetseham-panoherana tsy manao tatinono tao Rio
Navoakan'i Walter Valdevino tao amin'ny Nova Corja [pt] ny sarim-pihetsiketseham-panoherana hafakely tao Barezila, raha nizotra ho eny afovoan-tanànan'i Rio de Janeiro tsy misy tatinono ity vehivavy aritista 28 taona iray. “Silipo...
Brezila: Nahazo alalana ilay tetikasa nokileary efa nampiady hevitra
Nahazoana fahazoan-dalana vonjimaika, avy amin'ny Ivotoerana Breziliana miahy ny tontolo iainana sy ny akora azo avaozina tamin'ny 23 jolay farany teo, ho azon'ny mpametraka angôvon-taratra nokileary Breziliana trandrahina ilay mpamerin-kery (réacteur) efa nampiady hevitra Angra 3 , nefa mialoha izany dia andiam-pifanarahana fiarovana ny tontolo iainana mahatratra 60 no napetraky ny minisitry ny tontolo iainana Carlos Minc tsy maintsy ekena.
Birezila: Nanasonia ny fifanarahana momba ny teny paorotigey i Paoritigaly
Nanasonia ny fifanarahana handravonana ny teny Paorotigey sy ny fanononana azy mba hitovy eo amin'ny firenena 8 miteny azy ny filoha Paorotigey Anibal Cavaco Silva. O Hermenauta [pt] no nitsiditsidika nijery...
Brezila: Fitakiana Hanadihadiana ny Fitsarana Tampony Breziliana
Hélio Paz [pt] no miantso ny rehetra handray anjara amin'ny filaharambe ampilaminana hitakiana ny hanadihadiana ny filohan'ny Fitsarana Tampony Atoa Gilmar Mendes ahiahiana ho nanao kolikoly . “Hataontsika ho faharoa...
Brezila : Andro Iraisam-Pirenena natokana Hitaingenana Bisikleta (tsy) Am-pitanjahana
Noraràna ny fitanjahana tamin'ny fankalazana ny Andro Iraisam-Pirenena natokana Hitaingenana Bisikleta Am-pitanjahana na “World Naked Bike Ride” (WNBR), any São Paulo, tany Brezila : De acordo com o tenente da PM que estava cuidando...
Global Lives Project: Fandraisan-dahatsarin'ny fiainan'ny olona 10 mandritra ny 1 andro
Natsangana hampisehoana fiainan'olona folo samihafa avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao amin'ny fanarahana azy ireo sy handraisandahatsary azy ireo mandritra ny 24 ora ny Global Lives Project. Miaraka alefa amin'ny fotoana mitovy anatina toerana voaorina iray ahafahan'ny tsirairay mivezivezy mitsidika efitra 10 samihafa handefasana ny lahatsarin'ny andavanandrom-piainan'ireo nofantenana tsirairay ny 240 ora voangona.