Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Janoary, 2019
Brezila: Mibilaogy momba ny fandrarana ny mpisolovavan'ny WordPress

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nibilaogy i Marcel Leonardi , mpisolovava Breziliana izay misolo tena ny WordPress rehefa misy ny tranganà fandraràna amin'ny sehatra...
Brezila : Fiaramanidina iray nitondra indiana fito, nanjavona any anaty ala Amazon, fa tsy misy miresaka izany na iray aza
Natsahatra ny fikarohana nataon'ny tafika an'habakabaka Breziliàna rehefa tsy nahitàna vokany nandritra ny tapabolana. Tsy misy mpiresaka manerana ny firenena ilay raharaha.
Júlia Lopes de Almeida, mpanoratra namiratra tamin'ny tanonjato faha-19, saingy tsy hita any amin'ny Akademia Breziliàna Momba ny Haisoratra
Araka ny lazain'i Michele Fanini, nahita ampahany tamin'ny asa sorany, Júlia Lopes de Almeida no voalohany sady tena fanevan'ny fahabangana anaty andrim-panjakana vokatry ny sakana apetraky ny maha-lahy na vavy tao Brezila
Escola sem partido : volavolan-dalàna hanao “hazalambo” ireo mpampianatra ao Brezila
Mihevitra ny mpanohana azy fa tsy tokony hiteny ankoatra ny lohahevitra efa neken'ny fianakaviana mialoha ny mpampianatra. Raha ampiharina izany dia lasa mandrara ny lesona fanabeazana ara-pananahana na ny fanehoan-kevitra momba ny fanandevozana.