Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Desambra, 2017
Tànana Mitari-dalana
Nandefa ity sary ity "Fly, Hummingbird Fly" (Manidina ry Colibri, Manidina) i Gregory Smith, mpanorina ny Orina Mpanasoa ho an'ny Ankizy Tandindonin-doza, mba hanampiana amin'ny fanadihadiana ny tetikasa fanentanana farany indrindra nataon'ny fikambanana.
Siriana Mpitsoa-ponenana, Mitady Fialofana Ao Brezila Izay Ananan'ny Fitondrana Assad Mpanohana Matanjaka.
Siriana maro nandositra ny ady an-trano tany aminy no nahita toerana ao Brezila, toerana izay azon'izy ireo antsoina hoe fonenana.
Ny Show Global Voices Fahatelo
Indro ny fizaran-tantara fahatelo amin'ny Global Voices Show !