Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Marsa, 2018
Nilaozan'ny Gazety Lehibe Indrindra ao Brezila ny Facebook, Nampangainy ho Akanin'ny ‘Vaovao Faikany’

Ampangain'ny tonian'ny Folha ny Facebook ho "...manilika ny fanaovan-gazety matihanina tamin'ny pejiny ho fanomezana vahana ireo votoatin'olontsotra sy ny fanokafana ny sehatra hampiroboroboana ny "vaovao faikany".