Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Jolay, 2018

20 Jolay 2018

Brezila: Tonga i Pontes, Astrônôty (mpanamory sambon-danitra).

Nahitana fientanentam-po sy fanevatevana ny fanehoan-kevitry ny bilaogera Breziliana momba ny sidina an-habakabaka nataon'i Marcos Pontes, astrônôty  Breziliana voalohany.

17 Jolay 2018

Amerika Latina: Blaogera, Fiarakodia Ary Ny Zavamisy Amin'ny Fahitalavitra

[...] rehefa fantatry ny tontolom-bolongana kolombiana fa nandeha nitsangantsangana nandritra ny herinandro ho an'ny Chevrolet i Patton malaza, ny ankabeazanay dia tsy manao afatsy ny nitsiriritra azy ary nirary azy ho tsara mandroso tsara miverina.

14 Jolay 2018

Bilaogeran-dahatsary manerantany nifaninana hahazo ny BOBs (fizarana 2)

Nitsidika ireo bilaogin-dahatsary avy amin'ny sasantsasany tamin'ireo voafantina hifaninana BOBs, ilay lokan'ny Bilaogy Tsara Indrindra (Best of Blogs) nokarakarain'ny Deutsche Welle isika tao amin'ny lahatsoratra teo aloha. Ho hitantsika ato hoe iza ireo bilaogeran-dahatsary hafa manerana izao tontolo izao no voafantina !

11 Jolay 2018

Tao Brazilià, Indiana An'aliny Avy Ao Brezila ”Namindra” Hanohitra ny Governemanta Temer

Nitombo indray ny tanjaky ny tsindry ara-bola ataon'ny indostria momba ny sakafo hatramin'ny 2016 nahatongavan'ny filoha Temer eo amin'ny fitondrana, izay niteraka resabe.