“Nanantitra ny filazalazana amin’ireo mpizahatany manam-pikasana ny hitsidika ny faritra sasantsasany ny fitondrana Breziliana fa misy aretina tazovony raikitapisaka any ”. Azonao jerena ao amin’ny Brazil Travel Blog ny toerana ilana fanaovam-bakisiny mialoha, ny tsara ho fantatra momba ny tazovony ao Brezila ary ny fampahafantarana ankapobeny amin’ny fitsidihana amin’io toerana io.







2 hevitra
Misaotra amin’ny voambolaña Ra-Jentilisa, fa vao nikaroka io filazam-panairana io mihintsy aho tamin’ny herinandro lasa (lahatsoratra mikasika an’i Kenya) ary satria tsy tafavoako mihintsy dia nijanona ho fampandrenesana fotsiny ihany.
Dia hitanao izany ilay izy e!