Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Janoary, 2008
Brezila: Ho Fampitam-baovao ekena amin'izay ve?
Cardoso [pt] izao manko no iray amin'ny mpamaham-bolongana nasaina hamahavaha ny momba ny “Firohotana ho amin'ny blaogy (bolongana) – izao ve ny fotoana hanekena azy ho fantsona fampitam-baovao?” izay hanatontosana any...
Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza
Vao tsy ela no napariaka ny taham-pahafatesan'ireo zaza latsaky ny 5 taona ny UNICEF. Isan'ireo tsoakevitra napoitran'izany tatitra izany ny hoe i Angôla, i Guinea Bissau, i Môzambika, Saô-Tôme sy...
Brezila: Nampihatra ny jadona i USA
Nanomboka namoaka andian-dahatsoratra mikendry ny handika ho amin'ny teny paortiogey ny antontan-taratasy ofisialy (an'ny fanjakana) miresaka ny nanohanan'i Etazonia ny fanonganam-panjakana tamin'ny taona 1964 nitranga tany Brezila Luiz Carlos Azenha...
Brezila: feno 24 taona ny hetsiky ny mpiasa tsy manan-tany
Mankalaza ny faha-24 taona nijoroany ny 24 janoary ny vondron'ny mpiasa Breziliana tsy manan-tany (iasana). Namoaka sary fotsy sy mainty mahafinaritra i João Valente Aguiar [pt] ary manazava azy ho fihetsiketsehan'ny...
Brezila: Hankalazaina eo amin'ny Second Life ny faha-454 taona nijoroan'i São Paulo
Andre Lemos [pt] no mitantara fa, notokanana ny lalamben'i Second Life ao amin'ny tontolo virtoaly (nofy voarakitra) ao amin'ny Nosy Vaovaon'i Brezila (183, 182, 41). “Olona 20 000 farafahakeliny no antenaina...
Brezila : Hanisa ny tratran’ny vono-olona
Noarahabain’i PE Body Count [pt] ny vaovao henony fa misy vohikala vaovao ihany koa hanisa sy hametraka ny isan’ny famonoana olona ao amin’ny faritry Alagoas. “Raha te-hiady amin’ity heloka bevava...
Brezila : Ny filazam-baovao no nampikorakapa ny resaka tazovony
Nabaribarin’i Luiz Carlos Azenha [pt] ilay filazam-baovao nampikorapaka ny rehetra milaza ny tokony hanaovana ny vakisiny itambaram-be hiarovana amin’ny tazovony no mailaka amin’ny fanakianana ny governemanta ankehitriny. “jereo ny fomba...
Kioba : Fifidianana sy ethanol
Manorotoro ny fomba fifidianana ny mpikambana parlemanta Kiobana i Child of the Revolution (Zanaky ny Revolisiona) ary indro kosa ny nampitain’i The Cuban Triangle mikasika ny “fiaraha-miasa ara-toe-karena eo amin’ny...
Brezila: Mampifidy an'i Gabeira ho Ben'ny tanàna'i Rio de Janeiro
Tian'i Pedro Dória [pt] hirotsaka ho Ben'ny tanàna'i Rio de Janeiro ny depiote Fernando Gabeira [pt] ary mandresy lahatra ny tontolon'ny mpiblaogy (tontolom-bolongana na blogosphere) sy ny mpamaky rehetra izy hivondrona...
Brezila: Ny fiantraikan'ny asan'ny misionera amin'ny kolontsaina indizeny
George Felipe de Lima Dantas no nanoratra tao amin'ny Brazzil Magazine fa tokony horoahina ny misionera mpitondra fivavahana mba hitandroana ny kolontsaina indizeny any Brezila. Notsipahin'i Andrew Comings, misionera iray efa any...