Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Oktobra, 2016
Mpiaro Ny Tontolo Iainana Iray Hafa Maty Nisy Namono Tao Amazônia
Mpamono olona anankiroa, nitaingina môtô, no namono nahafaty an'i Luís Alberto Araújo, 54 taona, Sekreteran'ny Tontolo Iainana ao Altamira, fanjakan'i Pará tamin'ny alakamisy 13 oktobra lasa teo.
Tsy Isalasalàna Fa Betsaka Itoviana Ny Ben'ny Tanàna Vaovaon'i São Paulo sy Donald Trump
"Zavatra tsaran'ny dokambarotra ara-politika...mpandraharaha iray nanorina ny maha izy azy tamin'ny fitrandrahana ny fifandraisany tamin'ny fanjakana niova ho mpikatroka mafana fo amin'ny fampahombiazana ny sehatra tsy miankina amin'ny fanjakana."