Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Septambra, 2014
“Izaho, Nisitraka Ny Rafitra Fetran'isa isam-poko Fahiny” : Fijoroana Vavolombelon'ilay Breziliana Tovovavy Mahantra, Mainty Ary Feno Fahasahiana
Ampahana fijoroana vavolombelona nataonà Breziliana tovovavy mainty hoditra nifanamby amin'ireo hevitra raiki-tampisaka sy ny fanavakavahana, noho ny rafitra fetran'isa isam-poko. Manamafy izy fa mahomby io rafitra io na manelingelina aza.

