· Jona, 2009

Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Jona, 2009

Air Bus AF 447: Alahelo, tsy fahampiam-baovao sy fanaitairana

  10 Jona 2009

Niteraka resabe sy fanontaniana maro indrindra koa fikarohana ho an'ny filazam-baovao ilay fiaramanidina frantsay Airbus izay nanjavona tsy hitan'ny radara ny alahady 31 may; avy any Rio de Janeiro ity fiaramanidina ity ary hankany Paris. Niainga tany Brésil ilay fiaramanidina ny alahady 31 may, nisy mpandeha 216 tao anatiny ary...