· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Febroary, 2018

Manome ‘Labiera, Hena sy Fampijaliana,’ Vondrona Karnavaly Te-Hankalaza Ny Didy Jadona Miaramila Tao Brezila

Nanokatra fanadihadiana mikasika ireo mpikarakara ny "Porão do DOPS" ny Minisiteram-panjakana São Paulo. Araka ny voalazan'ireo mpampanoa lalàna, "manevateva ny zon'ny fahamarinana sy ny fahatsiarovana" ity vondrona ity ary koa "mampiroborobo fiarovana ny heloka bevava fampijaliana".

14 Febroary 2018