Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Novambra, 2017
121 taona Taty Aoriana Vao Nisy Mpihira Tompotany Niantsehatra Tao Amin'ny Teatro Amazonas Tao Brezila
Naorina tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-19 ny teatira niaraka tamin'ny harena azo avy amin'ny fitrandrahana fingotra tao Amazonia, izay nahatonga faharavana ho an'ireo vondrom-piarahamonina tompotany tao amin'ny faritra rakotry ny ala.