Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Mey, 2016
Mpanoratra Angoley Ondjaki Nahazo Voalohany Tamin'ny Lokan'ny Literatiora Tany Frantsa
Nahazo ny loka literatiora tany Frantsa, tamin'ny boky "Os transparentes" [Ny Mangarahara] nivoaka tamin'ny 2012 izay efa nahazo ny Lokan'ny mpanoratra literatiora José Saramago, herintaona taorian'ny namoahana azy (2013) ihany koa ny mpanoratra Angoley Ondjaki.