Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Desambra, 2016
22 Desambra 2016
Rehefa Sady Mainty ianao no Vahiny Ao Brezila: Mizara ny Tantarany Ny Afrikana Iray Mpianatra ho Mpitsabo
Ny 2016, raha mbola vao misasaka ny làlany haka ny diplaomany ho mpitsabo ao amin'ny Anjerimanontolo Federalin'i Rio de Janeiro, nanapaka hevitra i Johnson fa hanomboka hanoratra bilaogy momba ny fiainany ao Brezila
04 Desambra 2016
Manala Sivana Facebook Amin'ny Sary Nonom-behivavy Ireo Mpikatroka Breziliana

Tamin'ny Septambra 2016, nanatontosa ny fanentanana Mamilo Livre (Nono Afaka Miseho), mampiseho sary pirinty misy nonon-dehilahy sy vehivavy ilay psikology sady bilaogera Leticia Bahia sy ilay mpaka sary Julia Roberts, ny tanjona dia hanohitra ny fisafidianana ny nonom-behivavy ary hiaro ny fiandrianan'ny tsirairay amin'ny vatany.
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...