Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Aogositra, 2015
Lehiben'ny voanjo taloha tao Morondrano Andrefana no notendren'i Isiraely ho ambasadaorony vaovao ao Brezila
Nanohitra ampahibemaso ny vahaolana fametrahana firenena roa i Dayan ary efa nilaza tamin'ny gazety fa ‘izay manao izany dia na tsontsa fisainana na mpandainga'.