Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Marsa, 2019
Amerika Iberika: Fihaonan-toby oniversitera ao El Salvador
Tamin'ity herinandro ity tany Salvadaoro, mpankafy teknolojia an-jatony no nivory tao an-drenivohitr'i San Salvador mba handray anjara amin'ny fizarana farany amin'ny Campus Party.
Tatitry ny Mpisera : Mihamampidi-doza Hatrany Ny Fiasàna Ho Amin'ny Tombontsoan'ny Daholobe

Eo amin'ny famintinan-dohateny tamin'ny herinandron'ny 12/07/2017: Tiorkia, Myanmar, Venezoela, Meksika, Brezila, Filipina, Espaina
Olona 30 tapitrisa ao Brezila no miaina any amin'ny “dezaka fampitam-baovao”
Ao anatin'ny olana ny tsy fitoviana, izay misy fiantraikany amin'ny fifandraisana ihany koa.
Mpisera nijoro vavolombelona amin’ny mahazo ny mainty hoditra ao Brezila taorian’ny famonoana ny tanora iray tanam-polo
"11 taona aho tamin’izay ary nosamborina sy nosavaina voalohany. Na mino izany ianao na tsia, nandeha ho any amin’ny tranom-barotra lehibe aho, niaraka tamin’ny rahalahiko, nandeha nijery sinema izahay. "
Julian Assange mikasika ny Fiandrianana sy Fanarahamaso Niomerika, Tao amin'ny #NETmundial2014

Nandritra ny fivoriana niarahana tamin'i Jacob Appelbaum, Sérgio Amadeu sy ireo mpitarika maro hafa ao amin'ny sehatry ny fandriampahalemana sy fiarovana ny fiainana manokana niomerika, nieritreritra ''fitsinjaram-pahefana'' tarihan'olontsotra i Assange.