Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Avrily, 2010
Brezila: Ny tontolon'ny fitorahana blaogy mankasitraka ny tolo-dalàna iadiana amin'ny kolikoly
Mandady toy ny trambo any Brezila ny tolo-dalàna manakana ny firotsahan-kofidian'ireo mpanao politika nahavanona heloka be, miaraka amina sonia manodidina ny 2 tapitrisa anatina fanangonan-tsonia iray.