Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Desambra, 2007
Brezila : Haja hoan'ireo Boliviana mpila-ravinahitra
Ny mpiblaogy Sakamoto dia manararotra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny mpifindra-monina any São Paulo, any Brezila mba hamoaboasana mikasika ny toe-draharaha iainan'ireo Amerikana Tatsimo mpila-ravinahitra any Brezila, izay Boliviana ny ankamaroany ary miasa...
Borkina Fasô : Inona no fototry ny fitantanana tsy madio ?
Ny blaogy Babilown dia mizara lahantsary ahitana mpitantana ONG iray any Oagadogo manazava ny fitantanana tsy madio [corruption] any Borkina Fasô sy ny fotony [causes], ny hafa indray mitantara izay toe-draharaha...
Brezila : Mbola nofinofy ny fitovian-jo eo amin'ny vavy sy ny lahy
Ny mpiblaogy Cynthia Semírami dia lasa mizara izay eritreriny manoloana ny fivoahan'ny tatitra farany mikasika ny elanelana misy eo amin'ny lahy sy ny vavy izay navoaky ny World Economic Forum,...
Brezila : Momba ny fandrombahana ny amboara tamin'ny fifaninanana sarimihetsika tamin'ny YouTube
Ny mpiblaogy Rodrigo Savazoni dia manararotra ny fandresen'ny sarimihetsika Breziliana tamin'ny fifaninanana sarimehtsika fohy [short film | court-metrage] YouTube Project:Direct hiresahana momba ireo zava-baovao momba ny sarimihetsika izay ateraky ny fivoaran'ny teknolojia...
Brezila : Blaogy Sosialy hoan'ny Krismasy 2007
Ny mpiblaogy Yassuda monina any Brezila dia manainga ireo mpiblaogy Breziliana namany hafa mba hiara-mientana hanatanteraka hetsika manokana ‘blaogy sosialy’ [ho fankalazana ny Noely]. Ny hevitra dia ho anjaran'ireo mpiblaogy...