· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Jona, 2018

Fanakonam-bolana nanome aingam-panahy ireo bilaogeran-dahatsary

  11 Jona 2018

Nampiseho ny takonam-bolana feno ny lahatsary avy amin'ny firenena samihafa, raha toa ka sendra tsy nahita izany ianao na raha mbola mahatsiarotsiaro indray ilay fotoana. Niseho ny 20 Febroary  ilay hany takonam-bolana hitantsika ny taona 2008, sady ilay farany mandra-pahatonga ny 21 Desambra 2010 .