Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Brezila : Tompontany ringana nohon'ireo aretin'ny “fotsy hoditra”

Alda Inacio dia tena misafoaka raha nandre ny vaovao izay manambara fa tompontany “indizeny” maro any Brezila no ringana nohon'ny toy ny Hepatita B sy aretina hafa napariaky ny “fotsy hoditra”, indrindra nohon'ny tsy fahampian'izay ho enti-miatrika anin'izany :

É negligência pura o que acontece no Brasil e quando vem a público uma notícia desta natureza é porque a situação está fora de controle.

“Izay zava-mitranga aty Brezila dia tena tsirambina mihitsy, ary matoa efa mivoaka toy izao ny vaovao dia satria efa tsy voafehy intsony ny raharaha.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.