Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Marsa, 2024
Nankatoavin'ny Kaominina Breziliana ny volavolan-dalàna iray nosoratan'ny ChatGPT
Nambaran'ny Mpanolotsaina Ramiro Rosário fa nandefa toromarika iray misy teny 289 tamin'ny ChatGPT izy mba handrafetana volavolan-dalana iray. Nanapa-kevitra izy ny hamboraka ny nampiasana IA torian'ny fankatoavan'ny Ben'ny Tanàna ilay lalàna.