Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Marsa, 2008
Korian-karena : Tati-dresak'ireo mpiblaogy mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan’ny Rano
(Tsy ho nahita masoandro mihitsy ity lahatsoratra ity raha tsy nisy ny fanampian'i Paula Góes, sy i Amira Al Hussaini ary i Lova Rakotomalala. Fankasitrahana eram-po no atolotra azy ireo...
Brezila sy Haiti: Rio de Janeiro sy ny Mpampandry tanin'ny Firenena Mikambana
Namakafaka lalina i Aloisio Milani [pt] fa “mety ho foto-dalàna sady azo heverina no azo ampiharina amin'ny fampanjakana ny filaminam-bahoaka ny fidiran'ny tafika an-tsehatra anivon'ny tanàna breziliana efa miaina herisetra...
brezila: ankafizo ny ranomasina fa tsinjovy ay eo ny planeta
” Amin'izao andron'ny sabotsim-piderana izao dia mamonjy ny morontsiraka ny olona aman'arivony hankafy ny fahafinaretana azo avy amin'ny ranomasina, ka mody fanina amin'ny fandaniana aterak'izany, tsy raharahiana ireo karazan-javatra nojifaina...