Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Desambra, 2014
Mikasa Hanampy Ireo Firenena Hafa Hiady Amin'ny Fandripahana Ala ao Amazonia i Brezila
Nanambara drafitr'asa hanatanterahana rafi-panarahamaso ireo firenena hafa ao Amazonia ny governemanta Breziliana nandritra ny COP (Kaonferansa faha-20 momba ny Fikorontanan'ny Toetr'andro) notontosaina tao Lima, Però.