Tantara mikasika ny Brezila tamin'ny Febroary, 2012
Brezila: Rafitra Famonjàna Tsy Lavorary Any Amerika Latina
Tao amin'ny Brazilian Sun nisy fanadihadiana iray momba ny toetoetry ny rafitra famonjana Breziliana amin'izao fotoana. Taorian'ny zava-doza nitranga nateraky ny afo tany amin'ny fonja tao Honduras nahafaty mpiara-mifonja 350, ny fandosirana nitranga tany amin'ny fonja tao Peru ary ny korontana tany amin'ny fonja tao Mexican, tena ilaina mihitsy ny mitondra vahaolana ho an'ity toe-draharaha ity.
Brezila: Mipariaka Manerana Izao Tontolo Izao Ny “Pinheirinho Daholo Izahay Rehetra”
[Amin'ny teny Portiogey avokoa ny rohy rehetra, raha tsy efa misy filazana manokana.] Breziliana maneran-tany, sy olom-pirenena avy amin'ny firenen-tsamihafa, no nifanentana an-tserasera ary nikarakara hetsim-panoherana manerana ny tanàna maro...
Brezila : Nampitokona Tsy Hihinan-kanina Mpikatroka Ny Lahatsary “Afenina” Momba Ny Any Pinheirinho
Zava-nitranga tany Brezila ary nalaza amin'ny hoe ‘Fandripahana tany Pinheirinho‘ ny fandroahana tamin-kerisetra ireo olona mahantra an'anarivony hiala ny trano fonenany miorina eo amin'ny tanin'ny fanjakana bankirompotr'i Naji Nahas tamin'ny...
Lahatsary Misongadina: Mozika, Tetikasa Ho An'ireo Zanatany, Hatezerana Ary Zava-mahagaga
Lisitr'ireo tantara vao haingana sy mahaliana ka anisan'izany ireo lahatsary avy any Amerika Latina, Azia Antsinanana, Afrika Antsinanana Afovoany sy Avaratra ary Eoropa Antsinanana sy Afovoany, nofantenan'i Juliana Rincón Parra.