Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Jona, 2019
Thailandy : mpanao sariitatra noenjehina noho ny fanehoan-kevitra nanevateva ny Praiminisitra tao amin’ny Facebook
Notorian’ny Praiminisitra Thailandey, Yingluck Shinawatra, ilay mpanao sariitatra malaza, noho ny fanehoan-kevitra nanala baraka azy tao amin’ny Facebook, izay nampitaha azy tamin’ny mpivaro-tena noho ny ‘’fivarotana ny fireneny’’.