Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Jona, 2013
‘V Ho An'i Thailandy’ Mpanao Fihetsiketsehana Miantso Ny Fanonganana ny Praiminisitra Thailandey
Ilay vondrona miantso tena hoe ‘V ho an'i Thailandy’ no efa nanomana famoriam-bahoaka ao an-drenivohitr'i Thailandy tamin'ity volana ity mitaky ny fialan'ny Praiminisitra Yingluck Shinawatra.
Ny Fomba Fampiasàn'Ireo Mpitarika Ao Azia Atsimo Atsinana Ny Twitter
Tena fitaovana mahomby ho an'ireo mpitondra any Atsimo Atsinanan'i Azia tokoa izao ny Twitter. Ny Filohan'i Indonezia Susilo Bambang Yudhoyono izay 2.4 tapitr'isa ireo mpanaraka azy ao no malaza indrindra amin'ireo mpitondra any amin'ny faritra. Etsy ankilany, ilay Praministra Maleziana Najib Razak,dia mbola malaza be ihany any amin'ny fireneny, ary...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...