· Oktobra, 2011

Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Oktobra, 2011

Mametraka an-tsarintany ny tondra-drano any Thailandy

  10 Oktobra 2011

Amin'izao fotoana anoratana izao, 252 no efa maty ao Thailandy noho ny oram-batravatra naharitra roa volana izao. Faritra maro ao Bangkok, renivohitry ny firenena, no efa difotry ny rano tondraka. Natsangana ny Sarintany An-tserasera hanaraha-maso ny fizotry ny tondra-drano sy hampilaza ny olona izay mety ho fiitatry ny voina.