Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Janoary, 2023
Vehivavy Hmong mampiasa TikTok hamakiana bantsilana ny fanararaotana ny fanambadiana ao Thailandy
"Rehefa tena maka anay ho vady ireo lehilahjy, Tsy manana fahalalahana na kely aza izahay. Toy ny fanandevozana ilay izy"
Mety hanafoana ny fahalalahana maneho hevitra an-tserasera ny didim-panjakana vaovaon'i Thailandy
“Fitaovam-pifehezana iray hafa ho an’ny manampahefana hampanginana ireo tsy fitovian-kevitra manakiana, ary taratry ny didy jadona nomerika ao Thailandy” ny didim-panjakana vaovao.