Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Mey, 2010
Fifandonana tany Bangkok : tatitra an-tsary, horonantsary ary Twitter
Avy amin'ny twitpic-n'i wassayos Tsy handefitra ny Praiminisitr'i Thailand Abhisit Vejjajiva, amin'ny nanomezany didy ireo miaramila ny mba hanohizana ny fidinana an-tsehatra manosika ireo mpanohitra avy any amin'ny Lobaka Mena. Manisika mafy i Abhisit fa ho famerenana ny fitoniana ao an-drenivohitra no mampahery vaika ny fanosehana ny mpanohatra. Manameloka ny ampahany...
Video momba ny Vovonana GV 2010: Fifanakalozan-kevitra momba ny fandrindràna ny votoatin-kevitra
Nandritran’io fifanakalozan-kevitra an-databatra boribory io, nanazava mikasika ny fizotry ny fandrindràna efa misy, i Victoria Grand, Lehiben’ny Serasera ao amin’ny YouTube, izay ahafahana miditra any “ambadiky ny sehatra” ka hijerena ireo Fepetra anatin'ny YouTube amin'ny famafana na fanakanana votoatin-kevitra. Ny “ambadiky ny sehatra” hijerena ireo fepetra anatin'ny YouTube amin'ny famafàna...